Manambara ny fitsipika mahataitra izay mamehy ny fanambinana sy ny harena I Jesosy Kristy. Hanana mihoatra ireo izay manana! Toa tsy rariny izy izany! Anefa, izany ny zava-misy miseho eo anoloantsika isan' andro. Miezaka manazava an' io Soratra masina vitsy mpahatakatra io ity boky ity. Handray fahazavan-tsaina lehibe ianao ao amin' ny zava-mifin' ny fanambinana, eo ampianarana ity boky vaovao nosoratan' I Dag Heward-Mills ity.
Dieser Download kann aus rechtlichen Gründen nur mit Rechnungsadresse in A, B, CY, CZ, D, DK, EW, E, FIN, F, GR, H, IRL, I, LT, L, LR, M, NL, PL, P, R, S, SLO, SK ausgeliefert werden.