Ny tanjona mandrakizain'Andriamanitra ho antsika dia fahavokarana. Ao amin'ny Jaona15:16, Jesosy Tompo dia nanendry ny mpianany mba handeha sy hamoa". Mijery anao Andriamanitra tahaka ny hazo iray tsy maintsy mamoa. Ao amin'ity boky feno fampiharana ity, Bishop Dag Heward-Mills dia mitondra antsika ao amin'ny Lalàn'ny Fahavokarana ara-Baiboly isan-karazany nalaina avy ao anaty Baiboly. Ho taitra ianao mba hamoa be dia be- ary voa izay haharitra tokoa!
Dieser Download kann aus rechtlichen Gründen nur mit Rechnungsadresse in A, B, CY, CZ, D, DK, EW, E, FIN, F, GR, H, IRL, I, LT, L, LR, M, NL, PL, P, R, S, SLO, SK ausgeliefert werden.