Maro ny olona miady mafy amin' ny resaka fandoavana fahafolo-karena, na dia efa fomba fanao taloha nahatonga harem-be nanamarika ny Jiosy aza izany. Ao anatin' ity boky ity I Evaka Dag Heward-Mills dia mampianatra ny fomba hifohazan' ny fitsipiky ny famoronana harena sy fahagagan' ny fanambinana amin' ny fandoavana fahafolon-karena. Ankafizo ny iray amin' ireo boky fianatra nosoratan' i Dag Heward-Mills mikasika izany.
Dieser Download kann aus rechtlichen Gründen nur mit Rechnungsadresse in A, B, CY, CZ, D, DK, EW, E, FIN, F, GR, H, IRL, I, LT, L, LR, M, NL, PL, P, R, S, SLO, SK ausgeliefert werden.