13,49 €
13,49 €
inkl. MwSt.
Sofort per Download lieferbar
payback
0 °P sammeln
13,49 €
13,49 €
inkl. MwSt.
Sofort per Download lieferbar

Alle Infos zum eBook verschenken
payback
0 °P sammeln
Als Download kaufen
13,49 €
inkl. MwSt.
Sofort per Download lieferbar
payback
0 °P sammeln
Jetzt verschenken
13,49 €
inkl. MwSt.
Sofort per Download lieferbar

Alle Infos zum eBook verschenken
payback
0 °P sammeln
  • Format: ePub

Tamin'ny voalohany ny Teny! Ary ny Teny dia tao amin'Andriamanitra ! Ny Teny dia Andriamanitra ! Andriamanitra sy ny Teniny no ivon'ny zavatra rehetra foana ary fiandohan'nybzavatra rehetra tiana hanan-danja. Raha tianao ho tonga lavitra ny fiainanao, dia Andriamanitra sy ny Teniny no zavatra mila apetrakao voalohany indrindra. Ny fahendrena ao anatinao no maneho ny fomba fisainanao. Ny olon-kendry dia manangan-javatra. Izay zavatra voatsanganao no hitarafana ny fahendrenao. Ny fahendrena no fanalahidy fara-tampony amin'ny fahaiza-manao entina mitarika ilainao ao amin'ny asa fanompoana.…mehr

  • Geräte: eReader
  • mit Kopierschutz
  • eBook Hilfe
  • Größe: 0.89MB
  • FamilySharing(5)
Produktbeschreibung
Tamin'ny voalohany ny Teny! Ary ny Teny dia tao amin'Andriamanitra ! Ny Teny dia Andriamanitra ! Andriamanitra sy ny Teniny no ivon'ny zavatra rehetra foana ary fiandohan'nybzavatra rehetra tiana hanan-danja. Raha tianao ho tonga lavitra ny fiainanao, dia Andriamanitra sy ny Teniny no zavatra mila apetrakao voalohany indrindra. Ny fahendrena ao anatinao no maneho ny fomba fisainanao. Ny olon-kendry dia manangan-javatra. Izay zavatra voatsanganao no hitarafana ny fahendrenao. Ny fahendrena no fanalahidy fara-tampony amin'ny fahaiza-manao entina mitarika ilainao ao amin'ny asa fanompoana. Fahendrena no fanalahidy entina mamaha ireo fanamby hita amin'ny fitarihana. Nangataka fahendrena tamin'Andriamanitra Solomona. Dia nomen'Andriamanitra fo hendry sy mahatakatra izy. Ny vokatra nentin'izany fo hendry sy mahatakatra izany dia hitantsika saika manerana ny Baiboly. Ity boky ity dia tsy miresaka hafetsifetsena na famitahan'olona. Tsy miresaka teny mahataona mahavaka ny olona ihany koa ity boky ity. Fa ny mpanoratra eto, Eveka Dag Heward-Mills, dia te hanindry amin'ny mpamaky fa na maro aza ny karazam-pahendrena, dia ny Tenin'Andriamanitra no voalohany indrindra.


Dieser Download kann aus rechtlichen Gründen nur mit Rechnungsadresse in A, B, CY, CZ, D, DK, EW, E, FIN, F, GR, H, IRL, I, LT, L, LR, M, NL, PL, P, R, S, SLO, SK ausgeliefert werden.

Autorenporträt
Bishop Dag Heward-Mills is a medical doctor by profession and the founder of the United Denominations Originating from the Lighthouse Group of Churches (UD-OLGC). The UD-OLGC comprises over three thousand churches pastored by seasoned ministers, groomed and trained in-house. Bishop Dag Heward-Mills oversees this charismatic group of denominations, which operates in over 90 different countries in Africa, Asia, Europe, the Caribbean, Australia, and North and South America. With a ministry spanning over thirty years, Dag Heward-Mills has authored several books with bestsellers including 'The Art of Leadership', 'Loyalty and Disloyalty', and 'The Mega Church'. He is considered to be the largest publishing author in Africa, having had his books translated into over 52 languages with more than 40 million copies in print.