Miresaka karazan-drà maro ny Baiboly: ran'osy, ran' ondry, ram-boromailala! Mametraka mazava tsara ihany koa ny Baiboly far aha tsisy fandatsahan-drà dia tsy misy fanadinoana ny fahotana. Noho izany, afaka manila ny fahotantsika ve ireo karazan-draha maro samihafa rehetra ireo? Tsisy afa-tsy ny ran' I Jesosy Kristy ihany! Ny ran' I Jesosy irery ihany no manana hery manasa ny fahotantsika sy mitondra famonjena ho antsika. Hahita fahamarinana masina mikasika ny ran' I Jesosy Kristy ianao ao anatin'ity boky tena manan-danja ity. Ho fantatrao ao hoe ahoana no anomezan' ny ran' I Jesosy fiainana ary ahoana no mahazava-dehibe ny ran' I Jesosy.Ho azonao ny fifandraisana eo amin' ny Fanahy Masina sy ny ran' I Jesosy. Tena misy hery tokoa ny ran' I Jesosy!
Dieser Download kann aus rechtlichen Gründen nur mit Rechnungsadresse in A, B, CY, CZ, D, DK, EW, E, FIN, F, GR, H, IRL, I, LT, L, LR, M, NL, PL, P, R, S, SLO, SK ausgeliefert werden.